gffm2013 - G.F.F.M ?
  Page d'accueil
  CONTACT-MAIL
  Resabe-Kritika
  Formation intensive des membres
  G.F.F.M ?
  TE HO MPIKAMBANA?
Efa renareo fa natsangana ny antoko Politika nomena ny anarana hoe:
Recepissé N° 038 nosoniavin’ny Minisitry ny Ati-tany tamin’ny 05 Janoary 2012.“izay nomena ny anarana hoe:"G.F.F.M"” na “Gideona, Fandresena ny Fahantrana eto MADAGASIKARA”. Tsy hafa izany fa ao anatin’ny fanatanterahina ny faminaniana nomena ny Ray aman-dRenintsika, Pasitera MAILHOL “2013”.
Io antoko io dia:
 hiady amin’ny Fahantrana sy ny fahalovana rehetra.
 Hanohanana ny Pasitera MAILHOL amin’ny seho rehetra ataony amin’ny maha olom-pirenena azy.
 Hanolotra Kandidà amin’izay fifidianana rehetra ho karakaraina eto MADAGASIKARA
 Natsangana tao anatin’ny fanajana ny fomba amam-panao repoblikàna.Raha misy resaka tsy voalaza na tianareo ho dinihina manokana, dia tsara raha mifampiresaka mba hisian’ny dika-teny mivilana. Ireto ary ny olona azonareo hifaneraserana:
 Atoa RAVELO Francis, Filoha lefitra Nasionaly.
 Atoa RAMAROMANDRAY Njatonirina, Sekretera Nasionaly.
Misaotra anareo rehetra amin’ny fiaraha-miasa ary dia mampahery anareo mba hahita vokatra araka izay haingana azo atao.
Aujourd'hui sont déjà 2 visiteurs (3 hits) Ici!
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement